| Entrée | 1 votoaty |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1] |
| Exemples |
4 Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy.
[2.4#27]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 7 votoatin-teny |
| Vocabulaire | 8 Botanique: (en général) |
| Autres orthographes | 9 votiaty |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|