|
|
|
|

Teny iditra1  vorompotsy
Singan-teny  2 vorona, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vorona fotsy, iray fianakaviana amin' ny vano, mivelona eny amin' ny hotsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the white egret [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aigrette [1.54]
[1.8]
8 le héron garde-boeufs (Bubulcus ibis ibis) [4.22]
Ohatra  9  Ny vorompotsy tsy mandao omby
ny fandiafasika tsy diso fitana
[2.131]
10  Kanefa mitovy volo amam-bika amin' ny vorompotsy. [2.117#]
11  Mifampitsirika hoatra ny vorompotsy mitaingina an-kazo vokoka. [1.437#]
Voambolana  12  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  13 kilandy, rainibao
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20