|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voromahery
Singan-teny  2 vorona, 3 mahery
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an eagle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aigle, épervier royal [1.54]
8 aigle [1.8]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: voromahery ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  voromahery
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 mpitondra ny many [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02