Entrée vonoana (vono)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fahavoazana mihatra hatramin' ny aina: Vonoan' olona
Fandringanana, fandripahana [1.1]
Morphologie 
Présent : vonoana, vonoako, vonoanao, vonoany, vonoantsika, vonoanay, vonoanareo, vonoan', vonoan-, vonoam-, vonoa-
Passé : novonoana, novonoako, novonoanao, novonoany, novonoantsika, novonoanay, novonoanareo, novonoan', novonoan-, novonoam-, novonoa-
Futur : hovonoana, hovonoako, hovonoanao, hovonoany, hovonoantsika, hovonoanay, hovonoanareo, hovonoan', hovonoan-, hovonoam-, hovonoa-
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/26