|
|
|
|

Teny iditra1  volontsomaka
Singan-teny  2 volo, 3 somaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin' ny molotra ambany. [1.1]
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  somotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12