|
|
|
|

Teny iditra1  volombodimpona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-kazo tsara sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy. [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12