|
|
|
|

Teny iditra1  volomalemy
Singan-teny  2 volo, 3 malemy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazana volo madinika fahita amin'ny vorona rehefa miala ny volo ety ivelany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 duvet. [1.13]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12