|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vololona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée)
[1.196] |
| Ohatra |
5 tsy fary aho ka ho be vololona
[2.69#0]
6 Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|