|
|
|
|

Teny iditra1  volaina
Fototeny  2 vola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 avalony, 10 avilano, 11 lanivoa, 12 lavanio, 13 loviana, 14 ovinala, 15 valoina, volaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08