|
|
|
|

Teny iditra1  vola dispaina
Singan-teny  2 vola, 3 dispaina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 argent d' Espagne. Les premières pièces de cinq francs connues à Madagascar, venaient d'Espagne et du Mexique ; on leur donna le nom de pièces d'argent d' Espagne [2.415]
Ohatra  6  Ary ny vola dispaina loaka kosa ka tsy vola ratsy, dia mba anonero ireo volan'ny olona nosamborinareo. [2.366]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12