|
|
|
|

Teny iditra1  vokim-pelaka
Singan-teny  2 voky, 3 pelaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia sy havanana. [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  6  Fandram-bolo
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02