|
|
|
|

Teny iditra1  vodivoampelatanana
Singan-teny  2 vody, 3 mapelatanana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 La largeur de la paume de la main.. [2.415#6702]
Ohatra  7  Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao. [2.436#]
Voambolana  8  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12