|
|
|
|

Teny iditra1  voatavontay
Singan-teny  2 voatavo, 3 tay
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika.
6 Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac).. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  9 vatovatoina, 10 voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12