|
|
|
|

Teny iditra1  voatavoarivolahy
Singan-teny  2 voatavo, 3 arivo, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère).. [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga. [2.436#]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09