|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasaratsaraka |
| Fototeny | 2 saratsaraka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Ohatra |
4 Mazava ny fanonony ny teny, voasaratsaraka ny sylaba ary maha-te-hihaino ny feony
[2.356#51]
5 Ny nantenainy tamin' izany, dia ny hahazo antsika voasaratsaraka mba hanolorany ny fanjakan' ny Persa ho an' ny Masedoniana [2.996#19.16.14] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|