|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaramontsina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsiro (Vaccinium fasciculatum)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (déformation de voaramontsana ). C'est l'orthographe adoptée par Malzac qui fait dériver ce nom de voara, à notre avis, à tort.
5 Vaccinium fasciculatum Bojer, Vaccinium emirnense Hook. et Vaccinium secundiflorum Hook. (Ericaceae). 6 Arbustes fruitiers : les Myrtilles à gros fruit de Madagascar. 7 Une révision des espèces malgaches serait souhaitable car beaucoup d'auteurs ont décrit des espèces sans se préoccuper des travaux de leurs prédécesseurs. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
8 Ny hanina fivarotra teny dia tongotr' omby masaka sy hena-kison masaka, vodi-tatamo, voalefoka, lavandro (koba sy teti-kena), fìtaratra jamba (apempa), fati-kely, ary voakandrina sy voaramontsina sy voafotsy.
[1.437#]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 mosavy antrano, voaramontsina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|