|
|
|
|

Teny iditra1 voanjobory
Singan-teny  2voanjo, 3bory
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazam-boanjo manome voa boribory [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 voandzeia subterranea [1.13]
7 (de voanjo et bory : ronde). Voandzeia subterranea (L.) DC. (Fabaceae). Nom plus précis donné depuis l'introduction de l'arachide. Il vient de ce que ce fruit n'a généralement qu'une seule graine et est donc plus arrondi que l'arachide. [Merina] [1.196]
Ohatra  8 Izao àry, hoy Raketamalala: nisy nanipy voanjobory, hono, teo am-pandriananareo? [2.639]
Voambolana  9 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12