|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voamivonto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Otri-po ananana amin' ireo ambony na lehibe mpitondra.
[1.1] 4 milaza fa be no alaina, kanefa kely no aseho ny mpaniraka. Ohatra: Ariary telo no nahavotany, kanefa ariary monja no aseho. [Vakinankaratra] [1.530#16] |
| Kamban-teny rehetra | 5 manao voamivonto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|