|
|
|
|

Teny iditra1  voahangy raraka
Singan-teny  2 voahangy, 3 raraka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo olona maro miasa eny an-tsaha amim-pifaliana amin' ny fotoana fanetsana ny varialoha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12