| Entrée | 1 visavisaina |
| Radical | 2 visavisa |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be described minutely, to be enumerated [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on décrit ou énumère minutieusement [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|