|
|
|
|

Teny iditra1  vilavilaina
Fototeny  2 vilavila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fozafozaina, entina tsy itondràna roa: Aza dia vilavilaina toy io, retsy, ny zanako, sao dia folaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ivilavilàna, vilavilaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08