|
|
|
|

Teny iditra1  vihina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voa anankiroa voafono kitapo eo ambanin' ny faritra fananahan' ny lehilahy [1.1]
Voambolana  4  Haiaina
Tovy hevitra  5 vihindahy

Fivaditsoratra  6 haviny, 7 hivina, 8 vahiny, vihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12