|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 verobe |
| Singan-teny | 2 vero, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny lehibe indrindra amin' ny vero
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (de vero et be : grand).
7 Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). 8 Bonnes fourragères à l'état jeune. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
9 Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia.
[1.437#]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 berevo, verobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|