|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vazanana |
| Fototeny | 2 vazana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy.
5 Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|