|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavolombelona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
4 Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 témoin
[1.13] |
| Ohatra |
6 nofo sy ra no vavolombelona!
[2.470]
7 Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472] 8 Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 10 Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|