|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vava tany
Singan-teny  2 vava, 3 tany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny faritry ny tany iray. [1.1]
Ohatra  6  Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#]

Teny iditra (2/2)7  vavatany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 lemaka lava. [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  10 tanavavy, 11 vavatany, vava tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10