|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatako
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 izaho [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 moi-même [Taisaka] [1.82]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)6  vatako
Sokajin-teny  7  anarana vata, vatana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  8 my box
9 my body [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ma caisse
11 mon corps [3.1]
Ohatra  12  Tsaroan' ialahy ilay basy ao anaty vatako? [2.472]

Fivaditsoratra  13 tavoka, vatako, 14 vatkao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12