|
|
|
|

Teny iditra1  vary mitsakitsaky
Singan-teny  2 vary, 3 mitsakitsaky
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vary tsy tena masaka tsara ka toa mikepokepoka izany rehefa tsakoina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12