|
|
|
|

Entrée (1/2)1  varavarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily)
4  [1.13] rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana
Explications en anglais  5  [1.7] a door or window opening
Explications en français  6  [1.8, 1.13] porte
7  [1.8] fenêtre
Exemples  8  [2.895] Dia injay novohany ny varavarana.
9  [2.445] I Zama no namoha varavarana anay.
10  [2.4] Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana.
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Tous les mots composés  13  32 mots contenant varavarana
Vocabulaire  14  Economie: bâtiments, travaux publics
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot varavarana
Article  16  Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)17  varavarana
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] Anaran-kazandrano [Betsimisaraka]
Exemples  20  [2.895] Dia injay novohany ny varavarana.
21  [2.445] I Zama no namoha varavarana anay.
22  [2.4] Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana.
Morphologie 
23  Simple :
24  Préfixée :
Vocabulaire  25  Zoologie: poissons

Mis à jour le 2025/09/13