|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 varanga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy)
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 varanga |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Tsipelina hafa | 8 varangan-kena |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|