|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hasina, voninahitra. [Tambahoaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4 miala-bara-tena

Teny iditra (2/4)5  vara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fananana. [Tambahoaka] [1.78]
8 raharaha, asa; vidiny; harena, fanananana. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/4)9  vara
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 varahina. [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  12  Simia

Teny iditra (4/4)13  vara
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 Petit arbre à bois blanc, tendre et léger. Fruits comestibles. Probablement comme varana.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17 rava, 18 vara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09