|
|
|
|

Teny iditra1  valozoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Trano ngeza sahalahala bika amin' ny tarehin-tsoratra H: Nony niverina avy tany Antalaha Randria, dia io manorina trano valozoro io. [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02