|
|
|
|

Teny iditra1  valovotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Olona nandao ny tany niaviany ka mipetraka maharitra na sary monina mihitsy any amin' ny faritany hafa, noho ny fitadiavana ravinahitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12