|
|
|
|

Entrée (1/3)1  valisoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1]
Explications en français  4  récompense [1.13]
Exemples  5  Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
6  Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
7  Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Entrée (2/3)8  valisoa
Partie du discours  9  nom
Explications en français  10  (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  11  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/3)12  Valisoa
Partie du discours  13  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en français  14  On donne ce nom à des jeunes filles [1.196]

Anagrammes  15 asa voly, 16 soavaly, 17 valisoa, Valisoa, 18 voasaly, 19 voasila

Mis à jour le 2025/09/19