| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 valifaty | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 [valy faty]
 famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 revenge [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 vengeance [1.8] | 
| Ohatra | 
6 Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy.
[2.470] 
 | 
| Fivaditsoratra | 7 tafavily, 8 valifaty | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |