|
|
|
|

Teny iditra1  valangitrika
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ary ny vahoaka betsaka nanao valangitrika an-tany tery an-tampon-tanety ambony atsimon'ny renirano; [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  5 manao valangitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09