|
|
|
|

Teny iditra1  vaksiny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy. [1.1]
4 fanefitra amin'ny aretina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 vaccin. [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12