Entrée vako-drazana
Mots élémentaires vakoka ; razana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana [1.1]
Explications en anglais The family jewels; folk music, folk dancing, etc [1.7]
Explications en français Trésor familial; musique, danses folkloriques [1.8]
 Folklore [1.66]
Exemples 
1Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao. [2.528]
2Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/16