|
|
|
|

Teny iditra1  vakisaova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny..."). [1.1]
Tovy hevitra  4 vakisova

Fivaditsoratra  5 vakisaova, 6 voasavika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12