|
|
|
|

Teny iditra1  vakim-bola
Singan-teny  2 vaky, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sombintsombin' ny vola farantsa izay novakina taloha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Morceaux d'argent coupé. Les fragments de la pièce coupée en morceaux. [2.415#6631]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  8 vakivakim-bola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02