|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vakim-bola |
| Singan-teny | 2 vaky, 3 vola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 sombintsombin' ny vola farantsa izay novakina taloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Morceaux d'argent coupé. Les fragments de la pièce coupée en morceaux.
[2.415#6631] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Tsipelina hafa | 8 vakivakim-bola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|