|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vaivay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mena midorehitra, mena mangatrakatraka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)8  vaivay
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 tezitra, sondisondy. [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  vaivay
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 fay na faifay. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  14 aviavy, 15 ivaiva, 16 vaiavy, 17 vaivay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19