|
|
|
|

Teny iditra1 vahilanina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ [1.1]
Tsipelina hafa  4vailanina

Fivaditsoratra  5 halinavina, 6 vahilanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12