| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 vahilanina | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ [1.1] | 
| Tsipelina hafa | 4vailanina | 
| Fivaditsoratra | 5 halinavina, 6 vahilanina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |