Entrée vadytsindrano > vaditsindrano (vady, tsindrano)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ vady tsindrano ] Vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
Vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1]
Explications en anglais [ vady tsindrano ] A slave or a person of low rank taken as a concubine [1.2]
Explications en français [ vady tsindrano ] Concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [1.3]
Exemples 
1haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38]
2Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vaditsindrano, vaditsindranoko, vaditsindranonao, vaditsindranony, vaditsindranontsika, vaditsindranonay, vaditsindranonareo, vaditsindranon', vaditsindranon-, vaditsindranom-
Préfixée : -baditsindrano, -baditsindranoko, -baditsindranonao, -baditsindranony, -baditsindranontsika, -baditsindranonay, -baditsindranonareo, -baditsindranon', -baditsindranon-, -baditsindranom-
Articles