| Entrée | 1 tsontsam-paika ka matim-bela |
| Mots élémentaires | 2 tsontsa, 3 paika, 4 maty, 5 vela |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 enti-milaza fahavoazana na fahafaham-baraka satria nanao hadisoana; diso famindra ka niharam-pahavoazana [1.1] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|