|
|
|
|

Teny iditra1  tsokoja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-borona monina an-keniheny: Tsokoja namboy an-drano, asan'ny añava añe. [Tanala] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  5 tsikoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12