|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsitsina |
| Fototeny | 2 tsitsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy lanilanina foana: Tsitsio tsara ny varinareo sao ho sahirana ianareo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 tsitsina |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 (probablement mis pour tsitsihina : sur quoi on prononce des imprécations, comme on le faisait pour les poisons d'épreuve). Crotalaria lanceolata E. Mey. (Fabaceae). Les graines sont toxiques. Elles ont causé des empoisonnements de volailles..
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|