|
|
|
|

Teny iditra1  tsirokonangatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaniry fanao fanafody mampivalana sy mampahatsemboka (Cassia). [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  5 tsorokonangatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12