|
|
|
|

Teny iditra 1  tsioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 souffle [1.13]
Ohatra  5  tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [2.583#3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Fivaditsoratra  16 akotsy, 17 kaitso, 18 kitsao, 19 Kosita, 20 satoky, 21 Sokita, sôkita, 22 tosika, 23 tsakoy, 24 Tsikoa, tsioka, 25 tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07